Fiangonana protestanta malagasy eto Lille

Sampana Zava-maneno

Vous êtes ici : Teny fiarabahana 

Teny fiarabahana

Miarahaba anao amin'ny Anaran'ny Tompo

Tongasoa eto amin'ny takila fandraisana ianao malagasy .

Natao ho fampisehoana sy famelabelarana ny fiainan’ny mpiralahy sy mpiravavy malagasy ao amin’ny tompo ity toerana ity.

Ny Fpma eto Lille diia fiaraha-mivavaka iombonan'ny kristianina protestanta malagasy tsy ankanavaka eto amin’ny " Région Nord-Pas de Calais ".

Iray finoana, iray fiangonana, iray fiaviana ary iray tampo izahay rehetra satria mino Tompo iray.

Tafo Fpma Lille

Partitions

Ireo Sampana

Album

Téléchargement

o

P

 

 

 

 

 

 

 

 

 

_______________________________________________________________________________

Page éditée le 20/01/03. dernière mise à jour le 04/03/2004

Fpma Lille 15 Rue Jeanne d’Arc 59000 Lille